JESOA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao Jesoa
Nanetry tena mwoyacq ho anao tokoa
Tonga tety an-tany nisolo voina
Sahy nanolo-tena novonoina
Ref:Dera laza no atolotray
Ho anao Jesoa zanaky ny Ray
Asandratray ny anaranao
Ho ren-tany sy izao aolsf tontolo izao
Kapoka,eso,fahoriana
Filanjana hazo fijaliana
Ny setriny anefa fitia sesehena
No atolony anao ho famonjena
’Ndeha hiaraka aminay hiezaka
HItaona ny olona hibebaka
Hitory ny filazantsara hatrany
Hatreto tononkira.serasera.org ka hatrany am-paran-tany
Tonony sy feony REIM’S
Sampana HANITRA xaeayps NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
Nanetry tena mwoyacq ho anao tokoa
Tonga tety an-tany nisolo voina
Sahy nanolo-tena novonoina
Ref:Dera laza no atolotray
Ho anao Jesoa zanaky ny Ray
Asandratray ny anaranao
Ho ren-tany sy izao aolsf tontolo izao
Kapoka,eso,fahoriana
Filanjana hazo fijaliana
Ny setriny anefa fitia sesehena
No atolony anao ho famonjena
’Ndeha hiaraka aminay hiezaka
HItaona ny olona hibebaka
Hitory ny filazantsara hatrany
Hatreto tononkira.serasera.org ka hatrany am-paran-tany
Tonony sy feony REIM’S
Sampana HANITRA xaeayps NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANAVangy : 2383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/08/2002 08:18
