JESOA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tononkira.serasera.org ve mba fantatrao Jesoa
Nanetry tena ho anao tokoa
Tonga tety an-tany nisolo voina
Sahy nanolo-tena novonoina
Ref:Dera laza no atolotray
Ho anao Jesoa zanaky ny Ray
Asandratray ny anaranao
Ho ren-tany sy izao tontolo izao
Kapoka,eso,fahoriana
Filanjana hazo fijaliana
icfkszxk Ny setriny anefa fitia sesehena
No atolony anao ho famonjena
’Ndeha hiaraka aminay hiezaka
HItaona ny olona nsvpmsr hibebaka
Hitory ny filazantsara hatrany
Hatreto ka hatrany am-paran-tany
Tonony sy feony REIM’S
heind Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
Nanetry tena ho anao tokoa
Tonga tety an-tany nisolo voina
Sahy nanolo-tena novonoina
Ref:Dera laza no atolotray
Ho anao Jesoa zanaky ny Ray
Asandratray ny anaranao
Ho ren-tany sy izao tontolo izao
Kapoka,eso,fahoriana
Filanjana hazo fijaliana
icfkszxk Ny setriny anefa fitia sesehena
No atolony anao ho famonjena
’Ndeha hiaraka aminay hiezaka
HItaona ny olona nsvpmsr hibebaka
Hitory ny filazantsara hatrany
Hatreto ka hatrany am-paran-tany
Tonony sy feony REIM’S
heind Sampana HANITRA NENTIN-DRAZANA
FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANAVangy : 2405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/08/2002 08:18
