Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia lay fitia (HAGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Raha mifankatia isika
Dia hiova lanitra vao, izao fiainana izao
Koa ampanjakao jdaizb ilay fitia
Dia ho sambatra isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany
2 – Ianao ‘zay wwsopc milaza fa mamy ny fitia
Moa ve mba fantatrao ‘zao fiainana ‘zao ?
Koa ampanjakao 'lay fitia
Dia tononkira.serasera.org ho sambatra isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny klmxw Tompo

--------
Rohy: