Dia lay fitia (HAGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Raha mifankatia isika
Dia hiova lanitra vao, izao fiainana izao
Koa ampanjakao ilay fitia
Dia ho sambatra tononkira.serasera.org isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany zhsigznm ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany
2 – Ianao ‘zay milaza fa mamy ny fitia
Moa ve ypma mba fantatrao ‘zao fiainana ‘zao ?
Koa ampanjakao 'lay fitia
Dia ho sambatra isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia bvdnx ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo

--------
Lien: