Dia lay fitia (HAGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Raha mifankatia fgwk isika
Dia hiova lanitra vao, izao fiainana izao
Koa ampanjakao ilay fitia
Dia ho sambatra isika raha mifankatia

Dia ilay fitia tononkira.serasera.org ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany

2 – Ianao ‘zay wfpzyk milaza fa mamy ny fitia
Moa ve mba fantatrao ‘zao fiainana ‘zao ?
Koa ampanjakao 'lay fitia
Dia ho ouje sambatra isika raha mifankatia

Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HAGA
Hits : 15323
Likes : 2 Like
Created by : Mrsrb
Date : 01/09/2017 14:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448