HAGA

Sary rehetra...
Nampiditra Mrsrb 01/09/2017 13:54
Hiran'i HAGA 2 Jereo eto
Vangy : 1525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Dia hiova lanitra vao, izao fiainana izao
Koa ampanjakao ilay fitia
Dia ho sambatra isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany
2 – Ianao ‘zay milaza fa mamy ny fitia
Moa ve mba fantatrao ‘zao fiainana ‘zao ?
Koa ampanjakao 'lay fitia
Dia ho sambatra isika raha mifankatia
Dia ilay fitia ôôô, dia ilay fitia ôôô
Dia ilay fitia namoizany ny ainy ny Tompo
Tsisy mitia ôôô, tsisy mitia ôôô
Afa-tsy izay mahafoy ny ainy ho an’ny tiany
Hevitra momba an'i HAGA
Mbola tsisy nametraka hevitra