Fony Aho (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fony aho tsy nahalala anao Jesô
Dia nirenireny foana teny aho
Ireo ditra sy lalao etpleg nameno fo
‘Zay namatotra ahy, nangeja mafy koa
Kanefa tampoka,
Dia indro Ianao Jesô nisintona uzjbti ahy
Nivaha tononkira.serasera.org avokoa ireo fatorako ireo
Satria teo Ianao.
2) Raha nandroso aho nanara-dia Anao
Dia naneso ireo sakaizako taloha
Raha nitraka aho nibanjina Anao
Dia nanenjika ahy ireo fahavaloko
Ankehitriny efgjqmtp tsy matahotra aho Jesô
fa eo Ianao
Ankehitriny vonona aho izao Jesô
mba ho Anao
3) Raha ho avy eny an-danitra eny Ianao
Ka hotronin’ny Anjely marobe
‘Zaho kosa ho vonona hitsena Anao
Ka ho sambatra aho miaraka Aminao
Jesôsy, Ianao irery no azo antoka
Hamonjy ahy
Tsy andriko intsony ny ho tonga ary
Faingàna Ianao.
A/C : AMS
Dia nirenireny foana teny aho
Ireo ditra sy lalao etpleg nameno fo
‘Zay namatotra ahy, nangeja mafy koa
Kanefa tampoka,
Dia indro Ianao Jesô nisintona uzjbti ahy
Nivaha tononkira.serasera.org avokoa ireo fatorako ireo
Satria teo Ianao.
2) Raha nandroso aho nanara-dia Anao
Dia naneso ireo sakaizako taloha
Raha nitraka aho nibanjina Anao
Dia nanenjika ahy ireo fahavaloko
Ankehitriny efgjqmtp tsy matahotra aho Jesô
fa eo Ianao
Ankehitriny vonona aho izao Jesô
mba ho Anao
3) Raha ho avy eny an-danitra eny Ianao
Ka hotronin’ny Anjely marobe
‘Zaho kosa ho vonona hitsena Anao
Ka ho sambatra aho miaraka Aminao
Jesôsy, Ianao irery no azo antoka
Hamonjy ahy
Tsy andriko intsony ny ho tonga ary
Faingàna Ianao.
A/C : AMS
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe LalaoVangy : 980
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Stephan10
Daty : 21/11/2023 12:51
