Tompo Tia Ahy (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo tia ahy ianao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy latm
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, vlhgmo X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy tononkira.serasera.org Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao handray ahy dbhlbfbf X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho any Aminao.
A/C : Lalao
N’inona lasako natao Taminao
Tsy sasatra Ianao niantso ahy
Maneho fitiavana
N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy latm
Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, vlhgmo X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.
2) Manomana toerana ho ahy tononkira.serasera.org Ianao
Lavitry ny sento sy ireo talaho
Ny alahelo tsy ho hita ao intsony
Fiadanana no hiainana ao.
Maniry aho ho tonga
Ao an-tranonao
Faingàna Ianao handray ahy dbhlbfbf X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao
Ho any Aminao, ho any Aminao.
A/C : Lalao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe LalaoVangy : 725
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Stephan10
Daty : 21/11/2023 12:58
