Raiso re ny tanako (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Manjaka ny haratsiana
Miseho lany ny habibiana
Tsy misy intsony ny fitiavana
Jesôsy ô ! zdos aiza Ianao izao ?
Raiso re ny tanako
Misaotra Anao aho Jesôsy
Nanaiky tononkira.serasera.org handray ny tanako
Fa na mandia haizina ny fiainako
Fa toa masoandro mibaliaka
Raha miaraka Aminao
X2
... ... ... ... ... ... ... ... ...
2) Tsinjoko eny foana ilay yfrioc sandrinao
Mitsotra mihazona ahy tsy ho lavo
‘Zany rehetra izany tsy hahafoizako xpax anao
Amikirako Aminao
Havaoziko tanteraka Jesô
Ny fanolorantenako Aminao
Ianao no safidiko izao
‘Zay lalana mazava fantatro
Raiso re ny tanako
Misaotra Anao aho Jesôsy
Nanaiky handray ny tanako
Fa na mandia haizina ny fiainako
Efa miandry ahy lay fiainana kanto
Maharitra mandrakizay
X2
A/C : Lalao
Miseho lany ny habibiana
Tsy misy intsony ny fitiavana
Jesôsy ô ! zdos aiza Ianao izao ?
Raiso re ny tanako
Misaotra Anao aho Jesôsy
Nanaiky tononkira.serasera.org handray ny tanako
Fa na mandia haizina ny fiainako
Fa toa masoandro mibaliaka
Raha miaraka Aminao
X2
... ... ... ... ... ... ... ... ...
2) Tsinjoko eny foana ilay yfrioc sandrinao
Mitsotra mihazona ahy tsy ho lavo
‘Zany rehetra izany tsy hahafoizako xpax anao
Amikirako Aminao
Havaoziko tanteraka Jesô
Ny fanolorantenako Aminao
Ianao no safidiko izao
‘Zay lalana mazava fantatro
Raiso re ny tanako
Misaotra Anao aho Jesôsy
Nanaiky handray ny tanako
Fa na mandia haizina ny fiainako
Efa miandry ahy lay fiainana kanto
Maharitra mandrakizay
X2
A/C : Lalao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe LalaoHits : 1166
Likes : 1 Like
Created by : Stephan10
Date : 17/10/2023 10:05
