NY HASASARANA REHETRA (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarana rehetra misy valiny avokoa
izay nataonao tamin'ny fo e, mbola hiova ho tombotsoa
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa
Andriamanitra mahita, izay mety nataonao
Satria tsy misy tsy mahalala hoe ny tononkira.serasera.org asanao no hitsara anao
ygvvkfja Koa manaova asa mendrika vokatry ny fiovam-po
Ary aza mora rendrika fa manàna zotom-po
Ianareo ray aman-dreny miasa sy mivaky loha
hanampiana ireo ankizy izay tsy mety hiova mkfzlgfp fo
ny fahasahirananao, mety ho rfwsnvww fahakivina koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GROUPE ITMMVangy : 754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : evajosaphat
Daty : 25/05/2020 14:02