NY HASASARANA REHETRA (GROUPE ITMM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarana rehetra misy valiny avokoa
izay nataonao tamin'ny fo e, mbola hiova ho tombotsoa
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa
          Andriamanitra mahita, izay mety tononkira.serasera.org nataonao
           Satria tsy misy tsy mahalala wvier hoe ny asanao no hitsara anao
           Koa manaova asa mendrika vokatry ny fiovam-po
pmfq  zmzaie           Ary aza mora rendrika fa manàna zotom-po
Ianareo ray aman-dreny miasa sy mivaky loha
hanampiana ireo ankizy izay tsy mety hiova fo
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GROUPE ITMM
Hits : 832
Likes : 0 Like
Created by : evajosaphat
Date : 25/05/2020 14:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341