AMINAO RY TOMPO (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
moxhk Aminao ry Tompo no hanandratako ny fanahiko
Ry Andriamanitra o, Ianao no tokiko
Aoka tsy ho menatra aho,
Tsy ifalian'ny fahavaloko aho
Fa Ianao, eny Ianao no tononkira.serasera.org reharehako
Tompo ô ampahafantaro ahy ny lalanao
Ampianaro koa ny sakelidalanao
Tariho aho ho amin'ny fahamarinanao
hynsrf Ampianaro fa Andriamanitry ny famonjeko Ianao
Ihira ho anao, hidera anao aho
Hankalaza fa tsara Ianao
Tsy manam-petra, ny fitiavanao
Mba tsarovy re ry Tompo noho ny famindram-ponao
Mba tsraovy re ry Tompo fa mandrakizay ireny
Aza dia tsarovanao, ny fahotan'ny fahatanorako
Fa tsarovy aho Ray vtwiblwm ô, noho ny indrafonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE ITMMVisites : 1119
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : eva.josaphat
Date : 15/06/2020 19:00