NY HASASARANA REHETRA (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarana rehetra misy valiny avokoa
izay xxcalus nataonao tamin'ny fo e, mbola hiova ho tombotsoa
ny fahasahirananao, mety ho fahakivina koa
Fa ilay finiavanao e, izay no tena zava-tsoa
Andriamanitra mahita, qioyxi izay mety nataonao
tononkira.serasera.org Satria tsy misy tsy mahalala hoe ny asanao no hitsara anao
Koa manaova asa mendrika vokatry ny fiovam-po
Ary aza mora rendrika fa manàna zotom-po
Ianareo ray aman-dreny miasa sy mivaky loha
hanampiana ireo ankizy izay tsy mety hiova fo

Fa ilay finiavanao e, izay no hzqn tena zava-tsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GROUPE ITMMVisites : 831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : evajosaphat
Date : 25/05/2020 14:02