Miorena (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ambarako anao,lazaiko aminao indray ny fiaviany,eny@rahon'ny lanitra Jesosy Tompo
Hanavaka ny olony izay mitoetra tsara
Amin'izany e,izaho sy ianao no akariny
Ref:Miorena havako ô!Aza miovaova intsony e
Aoka hiaritra hatrany@asa fanompoana
Io fizahan-toetranao io iareto ihany aloha fa:
Rehefa any an-danitra any tononkira.serasera.org isika zbfwlybt e,hifaly foana
2-Tsy yxwjggyi hisy intsony veloma hatreo ny fahoriana
Fa fiainam-baovao indray no hita any e
Ka androany mbola tsy tara ianao raha hanolo-tena
Hanaiky fa Jesosy ihany e.Izy no hampiakatra anao nkskajqk

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe HarisonVangy : 884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 16/11/2021 20:30