Miorena (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ambarako anao,lazaiko aminao indray ny fiaviany,eny@rahon'ny lanitra Jesosy Tompo
Hanavaka ny olony izay mitoetra tsara
Amin'izany e,izaho sy ianao no akariny
Ref:Miorena havako gmvyzizp ô!Aza miovaova intsony e
Aoka hiaritra hatrany@asa fanompoana
Io fizahan-toetranao io iareto ihany aloha fa:
Rehefa any an-danitra urkp any tononkira.serasera.org isika e,hifaly foana
2-Tsy hisy intsony veloma hatreo ny fahoriana
Fa fiainam-baovao indray no hita any e
Ka androany mbola tsy tara ianao raha hanolo-tena
Hanaiky fa Jesosy ihany e.Izy no zqargmcy hampiakatra anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarisonHits : 767
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 16/11/2021 20:30