Miorena (Groupe Harison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ambarako anao,lazaiko aminao indray ny fiaviany,eny@rahon'ny lanitra Jesosy Tompo
Hanavaka ny olony izay mitoetra tsara
Amin'izany e,izaho sy ianao no akariny

Ref:Miorena havako ô!Aza miovaova intsony e
Aoka hiaritra hatrany@asa fanompoana
Io fizahan-toetranao io iareto ihany aloha fa:
Rehefa any an-danitra any isika e,hifaly foana

2-Tsy hisy intsony veloma hatreo ny fahoriana
Fa fiainam-baovao indray no hita any e
Ka androany mbola tsy tara ianao raha hanolo-tena
Hanaiky fa Jesosy ihany e.Izy no hampiakatra anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Harison
Visites : 393
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivomanana6263
Date : 16/11/2021 20:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072