Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitako ny hatsaràny! (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha nampoiziko kara zegny ny hatsaranyEfa ela zaho no tato ô!
Nanenenako aby ny hadalana,izay nataoko tany e.
Ref:Tsy nampoiziko ny hatsarany e!
Tsy nampoiziko famonjena
Tsy nampoiziko fitahiana
Hay tena nisy e eia!
2.Ankehitriny aho mahita tena tsara
Miaraka@Jesosy e!
Hazomiko mafy mba tsy hisy haka ilay satroboninahitra e.
3.Hafaliana tsy omby tratra tsy hay lazaina
Ny ato @Jesosy eia
Tsy avelako moramora ny hatanorako.Fa ho laniako ato ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarisonHits : 723
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 11/11/2021 10:38
