Jesoa no tiako (Groupe Finoana Anosibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cuhnemck 1- Tsy izaho mihitsy no hiaroaro
   Amireo ratsy fahavalo
qclmc   Na iza hitsara tsy hanenjika
   Tsy mba hivadika aho fa hanompo hatrany

Ref : Jesoa ! Jesoa ! Jesoa ! Jesoa !
        Ny antsika jiaby e !
        Jesoa ! Jesoa !
      lyha   Jesoa tononkira.serasera.org no tiako ee

2- Nomenao hery mba handresy
Devoly ratsy fetsifetsy
Nomenao hery fahefana aho e
Handrodana ireo mandan’i satana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana Anosibe
Vangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 19/01/2026 10:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0498