Taona maro (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
taona maro Ray o
no naompoko Anao
misedra olana,sy fahoriana aho
fitsapana no mifanesisesy
ndraindray mifaly aho
ndraindray dia haizim-be
ref:
nefa Ray o!
na eny ho mafy
dia vonona aho tononkira.serasera.org handeha
na dia hiafy
koa mila hery re sy fitahiana
koa
ary fanampiana soa
2-eny an-dalana eny Jesoa
be ny mpamingana ka xiaonqej mety ho lavo aho
ka maro ny refe tsy fanao
manohina anao
dia manantena aho
fa mpamindra fo ianao
ref:
koa ifonako tokoa mba avelao
fa tena gwwpgoar hiova sy handao ty haizim-be
madohalika aho Jesoa sy miantso anao
mba diovy re!sasao sy havelao
A/C:lanto
no naompoko Anao
misedra olana,sy fahoriana aho
fitsapana no mifanesisesy
ndraindray mifaly aho
ndraindray dia haizim-be
ref:
nefa Ray o!
na eny ho mafy
dia vonona aho tononkira.serasera.org handeha
na dia hiafy
koa mila hery re sy fitahiana
koa
ary fanampiana soa
2-eny an-dalana eny Jesoa
be ny mpamingana ka xiaonqej mety ho lavo aho
ka maro ny refe tsy fanao
manohina anao
dia manantena aho
fa mpamindra fo ianao
ref:
koa ifonako tokoa mba avelao
fa tena gwwpgoar hiova sy handao ty haizim-be
madohalika aho Jesoa sy miantso anao
mba diovy re!sasao sy havelao
A/C:lanto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANAVangy : 830
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 16/02/2016 13:09
