Arotsahy (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o!
arotsahy aminay
lay fanahy masinao
mba hameno anay
fenoy ny tononkira.serasera.org herino zahay hisandratan'ny bffx bsvax voninahitrao
Hotoriana eto tmirq izao
ny fitiavanao sy ny fahatsaranao
manatreha anay x3
mamenoa anay x3
arotsahy aminay
lay fanahy masinao
mba hameno anay
fenoy ny tononkira.serasera.org herino zahay hisandratan'ny bffx bsvax voninahitrao
Hotoriana eto tmirq izao
ny fitiavanao sy ny fahatsaranao
manatreha anay x3
mamenoa anay x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANAVangy : 1905
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 28/01/2016 12:56
