Ao amin'i Kristy (Groupe FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na sarotra na mora
na hisy mpanakora
tsy misy fihemorana
ny ao amin Jesoa
na faly na mijaly
na sento na tomany
tsy misy andraso andraso
fa mandroso hatrany*2
zahay x2
REF:
Ka iza,iza no ho namako
ka ieljx iza,iza no ho havako handroso tononkira.serasera.org hatrany*2
hanompo an-tsitra-po
handa ny filan-tany
hifankatia tokoa

na misy miankavanana
na misy miankavia
tsy misy fierehana
ny ao iheqt amin'i Kristy
na vkze iza hanaiky ho Eny
na iza handa ny tsia
lalan-tokana ihany
ny lalan' i Kristy
de zay x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANA
Vangy : 1130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 28/01/2016 12:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406