Ao amin'i Kristy (Groupe FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na sarotra na mora
na tononkira.serasera.org hisy mpanakora
tsy misy fihemorana
ny ao amin Jesoa
na faly na iuftrbxv mijaly
na sento na tomany
tsy misy andraso andraso
fa mandroso hatrany*2
zahay x2
REF:
Ka iza,iza no ho namako
ka iza,iza lzszt no ho havako handroso hatrany*2
hanompo an-tsitra-po
handa ny filan-tany
hifankatia tokoa

na misy ivar miankavanana
na misy miankavia
tsy misy fierehana
ny ao amin'i Kristy
na iza hanaiky ho Eny
na iza handa ny tsia
lalan-tokana ihany
ny lalan' i Kristy
de zay x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe FAHAZAVANA
Hits : 1166
Likes : 0 Like
Created by : elras
Date : 28/01/2016 12:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362