Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ady (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy e! ny adiko ety
Ary mila hanaketraka ahy
Toa hampitomany
Ireo fizahan-tohetranay
Ref: Na maro aza ireo tsy tia
Mety hanaketraka ny dia
Raha mbola hisy koa isljkah ny farany
tononkira.serasera.org Tsy ho foana ny fanantenako anao
Matetika aho no esoina
Ary koa haratsiana
Maro whkke ireo te-hamingana ahy
Kanefa handresy hatrany aho
Jesôsy oh! manaiky aho
Ny ho jyfmhicw hisany mpanomponao
Na mafy aza ny mahazo ahy
Ho zakaiko nohony aminao
Ary mila hanaketraka ahy
Toa hampitomany
Ireo fizahan-tohetranay
Ref: Na maro aza ireo tsy tia
Mety hanaketraka ny dia
Raha mbola hisy koa isljkah ny farany
tononkira.serasera.org Tsy ho foana ny fanantenako anao
Matetika aho no esoina
Ary koa haratsiana
Maro whkke ireo te-hamingana ahy
Kanefa handresy hatrany aho
Jesôsy oh! manaiky aho
Ny ho jyfmhicw hisany mpanomponao
Na mafy aza ny mahazo ahy
Ho zakaiko nohony aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielaVisites : 4837
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michaela
Date : 25/05/2007 17:45
