Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao mahalala (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy ho haiko, na tsy ho takatry ny saiko aza
Izay rehetra nataonao ho tononkira.serasera.org ahy dia hatoky fa tsy handao
Na dia tsy ho fantatro na tsy ho azoko an-tsaina
Izay hitondranao ny fiainako dia mino aho Tompo oh !
F’Ianao mahalala izay mety ho ahy
Ka n’inona mety ahazo ahy dia tsy ataoko hampanahy
Tsy hanan - tahotra aho satria fantatro
Fa Ianao Tompo oh efa manao làlana ho ahy
Jesoa Ianao no efa mahafantatra izay mahatsara ahy
Ka aza avela aho ahalala izay anton’izany
Mino aho fa misy làlana efa nomaninao ho ahy
Na tsy ho tantiko, izay ady hatrehiko
Tompo oh tsy ataoko ahakivy ahy
Na tsy fantatro aza nwxgssvb ny anton’izany
Satria mahatoky aho f’Ianao eo nyjudild anilako eo
Hitantana ahy n’aiza n’aiza misy ahy
Miady ho ahy ka tsy misy ataoko hampanahy …
Ianao mahalala, Ianao mahalala
Izay rehetra mety ho ahy …
Ka tsy hiova aho, tsy hiala Aminao
lydw Fa ahatoky Anao hatrany aho ...

--------
Rohy: