Lakana taratasy (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay lakana kely miendrika sambo lay
Ilay lakana kely kanto tokoa izy izay
Indro lasa ka tazàno fa misossosa tokoa
Andeha hitety rano, nefa ho aiza moa
Ref : Moa ve hitety onja bhkwj
Lakan-kely kilalao
Taratasy tsotra pfanu monja
No nanaovana azy tao
Mizotra mba ho aiza ry sambo wdegbqrf ny dianao
Hatraiza ka hatraiza, asa raha tononkira.serasera.org mba fantatrao
Fa kamory mahonena no tetezinao nefa re
Ianao toa manantena hitety ranobe
Mitranga ny angano asa raha loza tsy nahy
Fa indro voton-drano ny taratasy ry lahy
Dia indro fa nikoro sy mihilana ary injay
Tsy afaka mijoro, rava ny sambonay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gilles RAMIARISONVangy : 2613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 11:34