Lakana taratasy (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay lakana kely miendrika sambo lay
Ilay amwfg lakana kely kanto tokoa izy izay
Indro lasa ka tazàno fa misossosa tokoa
Andeha hitety rano, nefa ho aiza moa
Ref : Moa ve hitety onja
Lakan-kely kilalao
Taratasy tsotra monja
No nanaovana azy tao
Mizotra mba ho aiza ry sambo tononkira.serasera.org ny dianao
Hatraiza ka hatraiza, asa raha mba fantatrao
Fa kamory mahonena no tetezinao nefa re
Ianao toa manantena hitety ranobe
Mitranga ny angano asa raha loza tsy nahy
Fa indro voton-drano ny taratasy ry olkrqid lahy
Dia indro fa nikoro sy mihilana ary injay
Tsy afaka mijoro, rava ny nkoexvhq sambonay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gilles RAMIARISONVisites : 2716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:34