Lakana taratasy (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay lakana kely miendrika nrwmcq sambo lay
Ilay lakana kely kanto tononkira.serasera.org tokoa izy izay
Indro lasa ka tazàno fa misossosa tokoa
Andeha hitety rano, nefa ho aiza moa
Ref : Moa ve hitety onja
Lakan-kely kilalao
Taratasy tsotra monja
No nanaovana azy tao
Mizotra mba ho aiza ry sambo ny dianao
Hatraiza ka hatraiza, asa raha mba fantatrao
Fa kamory mahonena no wdbqhrnn tetezinao nefa re
Ianao toa eaapoyvy manantena hitety ranobe
Mitranga ny angano asa raha loza tsy nahy
Fa indro voton-drano ny taratasy ry lahy
Dia indro fa nikoro sy mihilana ary injay
Tsy afaka mijoro, rava ny sambonay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gilles RAMIARISONHits : 2558
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:34