DINA (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny qhjdm fa na lavitra na akaiky,
Ny foko efa nanaiky,
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko loatra izy tononkira.serasera.org izay .
Dina sy voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay,
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA gnvgpw natao.
Ilay ueox fitia izay tsy azoko afindra
Dia ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
Ny foko efa nanaiky,
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko loatra izy tononkira.serasera.org izay .
Dina sy voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay,
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA gnvgpw natao.
Ilay ueox fitia izay tsy azoko afindra
Dia ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gilles RAMIARISONVangy : 3914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/06/2009 21:50
