DINA (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny fa na lavitra na akaiky,
Ny foko efa nanaiky,
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko stskptx loatra izy izay .
Dina sy voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay, tononkira.serasera.org
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA natao.
Ilay fitia izay dfqso tsy azoko afindra
Dia ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
cunohzg
Ny foko efa nanaiky,
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko stskptx loatra izy izay .
Dina sy voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay, tononkira.serasera.org
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA natao.
Ilay fitia izay dfqso tsy azoko afindra
Dia ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
cunohzg
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gilles RAMIARISONVisites : 3915
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 07/06/2009 21:50
