DINA (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny fa na lavitra na akaiky,
Ny foko efa nanaiky, uqcmsg
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko loatra izy izay .
Dina sy tononkira.serasera.org voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay,
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA natao.
Ilay fitia izay tsy lbvg azoko afindra
Dia vmqkxy ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
Ny foko efa nanaiky, uqcmsg
Natokako ho an’ ny olona iray,
Mamiko loatra izy izay .
Dina sy tononkira.serasera.org voady nifanaovanay,
Mikambana ary ho mandrakizay,
Miray safidy fa tsy hifandao,
Izany no DINA natao.
Ilay fitia izay tsy lbvg azoko afindra
Dia vmqkxy ho kaloiko hatramin’ izao,
Mba ho anao, ry mamiko indrindra,
Izany no DINA natao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gilles RAMIARISONVangy : 3916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/06/2009 21:50
