GAGA ANAO AHO RA -OLOMBELONA (GHABY RATSITO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: gaga anao aho ra -olombelona
gaga anao aho yfgsa izato fihetsikao
gaga anao e
gaga anao ,fa voa vao mipenompenona
fa rehefa faly aleo jkhzajrr amin’izao


1- sendra igrinyil mitobaka be ny harena
manehoeho ny voninahitra
ka sahy milàza manora-tena
fa hoe tsy misy ANDRIAMANITRA
ny hiangona izany zareo dia fady
k’adàla hono izy k ’hitonatonana
ny ambiansy @ alahady
ka dia ho simbany @ fiangonana

FIV:gaga  anao aho ...

2- eo hono ny daomy vao tena miady
mitsabo-karatra tsy tononkira.serasera.org hay tenenina
fa fialamboly ny alahady
dia mampiady double enina
fivavahana tsy ilaina
resaka hatao hampandriana adrisa
izy hono akory tsy kely saina
ka hinohino izay paradisa

FIV: gaga anao aho..

3- kanjo izato izy raha voadona
maizim-po mivaloarika
velona ny TOMPO O MBA MIFONA
mahavatra in 7 no mandohalika
mibabababa etsy sy eroa
mirediredy an’izao sy izao
velona ny TOMPO O RAY TSITOHA
nahoana no manary ahy ianao e!...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GHABY RATSITO
Vangy : 3461
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 21/06/2006 12:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377