fiderana be (Gasy Tsara Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaiza misaotra amin'ny zavatra rehetra ah
fa izany no sitrak'Andriamanitra
mahaiza mifaly eeee amin'izay eo an-tananao
ny Tompo mahalala izay mahasoa anao ehh ehh (x2)

mitsikitsikia amin'izay dia andao hidera
hiara-handihy aminay fa tonga ny leeera
mitsikitsikia amin'izay dia andao hideeeera
hiara-handihy aminay fa tonga ny leeeeeera

ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh ((tsara eh) (x2)

....... ........

aza kivikivy, aza kivikivy, manana fanantenana
ny Andriamanitra tompoinao, Andriamanitry ny fahagagana
(aoka izay) ny alahelo (aok'izay)
Jesoa no miahy ny fiainanao fitahiana no ao ambadik'izao
(aok'izay) ny adin-tsaina (aoka izay)
mitsangana, mandehana, matokia, mitsikia

ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh ((tsara eh) (x2)

.......  ....... ....... .......

mirodorodo, mirodorodo, mirodorodo, (ooeeeeehh)
mirodorodo, mirodorodo, mirodorodo, (ooeeeeehh)
miara-mifaly dia miara-mandihy fiderana tsy misy ohatr'ity
miara-mifaly dia miara-mandihy miankavanana miankavia (x2)

........  ........  ........  ........

........ ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh (tsara eh)

.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gasy Tsara Midera
Vangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 02/09/2025 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4231