Gasikara Lay Nosy (GASY - RIJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"GASIKARA LAY NOSY"

Gasikara ’lay nosy iurp
nibaby, nandrotsirotsy
f’ ianao dia tsaroanay
na lavitr’ aza izahay.

Gasikara tany niaviana
kanto ary mahavariana
f’ ianao dia tsy foinay
hatrizay hatrizao.

Gasikara tanindrazanay
ary ihany jlsd koa fonenanay
Gasikara sarobidy loatra
ka mendrika ny saotra.

Gasikara o taninay
Gasikara o maminay.

Tonony sy feony : Gasy-Rija
Mpihira tononkira.serasera.org : Gasy Rija
Mpandrindra tgwbvj : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY
Web : http://myspace.com/gasywave

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GASY - RIJA
Vangy : 2810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 03/10/2007 01:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564