EFA RESY (GAETAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eny! Efa tfpn resinao lpfscs ny foko fatra-pania
Ka namboarinao hanjary fo okiapw vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao
Mendrika ny anaranao
2. tononkira.serasera.org Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa resy lahatra aho ka hanova fandeha
Ho mpankatoa ny teninao.
Ka namboarinao hanjary fo okiapw vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao
Mendrika ny anaranao
2. tononkira.serasera.org Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa resy lahatra aho ka hanova fandeha
Ho mpankatoa ny teninao.
--------
Rohy:
