EFA RESY (GAETAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eny! tononkira.serasera.org Efa resinao ny rwfqjdm foko fatra-pania
Ka namboarinao hanjary fo vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay atolotrao

Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao
Mendrika ny anaranao

2. Eny! Efa folakao ny saiko uwdzxmrk tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa resy lahatra aho blcn ka hanova fandeha
Ho mpankatoa ny teninao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAETAM
Visites : 1121
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MyhAndry
Date : 29/10/2021 19:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287