EFA RESY (GAETAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. rezxnar Eny! Efa resinao ny foko fatra-pania
Ka namboarinao hanjary fo vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao frrtuf
Mendrika ny anaranao
2. Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa sbhrsxt resy lahatra aho ka hanova tononkira.serasera.org fandeha
Ho mpankatoa ny teninao.
Ka namboarinao hanjary fo vaovao
Eny! Efa babonao ka dia mieri -pitia
Miandry izay atolotrao
Fiv.
Fa lasa lavitra aho
No indro naverinao
Soa fa nalavonao dia natsanganao
Najoronao ho tonga olom-baovao frrtuf
Mendrika ny anaranao
2. Eny! Efa folakao ny saiko tia rehareha
Ka manaiky izay rehetra sitrakao
Eny! Efa sbhrsxt resy lahatra aho ka hanova tononkira.serasera.org fandeha
Ho mpankatoa ny teninao.
--------
Link:
