Fanompoana (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akeza, akeza aro azalahy e!
No ahitako ny tegna ny fahasoavagna?
Tsy zaho, tsy zaho reka fogna no mitady ananjy
Fa mbola maro koa reo namagna
Ka dia ho fantantsena f’izany raha jiaby uaauls zany
Dia idosin' Andiamanitra hagnasoavagna
Izay tiananjy e, ka magniky (magniky ananjy aro) No mahazo ny fahasoavarny (x2)
(Tsy hivadika aimin'ny teny natao) nay aro zehe
Fa nifidy (hanompo) ny Tompo Zagnahary
Ka vavolombelon’ny teny amabaranay zehe
(fa hanompo ny tompo taraminay farany) fofon'aigna
Ino eky no tsara atao mba hazaoako hasamabaragna sy fiainana mandralizay?
Dia tiavo lzy Andriamanitra sady lcay manompo ary koa tandremo ny didy apetrany
Mifalia mandrakariva aro ao amin'ny tompona Fa ampy azy ny fahasoavanao izay tononkira.serasera.org
tia ananiy e, ka magniky (magniky ananjy aro)
No qvhsbsqn Mahazo ny fahasoavany
_________________________________________________________________________
A/C: Vnj NESTOR Gabriel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaVangy : 587
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tonyraywalker
Daty : 24/06/2025 16:53