Tandrignesa (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
f’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He ia
Tandrignesa hely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy mahery

Koa aza misalasala fa avia havako ooo
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Antsika jiaby e ehe Tandrignesa e he ia
Ny teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he

REF:
Raiso ny teniny ary ampiaro @fiainana e he
Ankatoavy ny teniny ka tanterao @fianinan e he
Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Hô oooh ka raiso e

Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
F’ hikoragna Zagnahary hikoragna @tsika e He ia
Tandrignesa ely hoy zaho tandrignesa
Ny teninjagnahary masina sy mahery

Ny teny hambarany aharitra mandrakizay
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Ka tsy ho megnatra ireo mino azy e he ia
Ny Teninjagnahary masina sy mahery
Hô oooh ka raiso zalahy he

REF x2

Ka Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (x2)

Fa Ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (x2)

Fa Ho sambatra!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana
Hits : 509
Likes : 1 Like
Created by : tonyraywalker
Date : 23/06/2025 12:09
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022