Injay ilay Feo (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao!Hisaorana be vata Anao Baba!!!
Fa ny fitiavanao no nagniraka hamaly ny antsonao!!
Toa feon-dakolosy; miantso hoe: Avia! Avia!!
No nanaitra zaho, ka lasa ho mpisorona!! (x2)
Tsy kisendra sendra; f’efa hatramin’ny ela
Te hiakanjo fotsy ho toy ny Pretra
“Injay misy feo izay manao hoe:Miantsoa!” Fa tamy aho!!
Ref: Ilay bitsikao ry Tompo ô! (nagnantso zao ô ia!)
Ny feon-dakolosy miantso avia! (hanaraka anao ô ia)
Tsy hisalasala aho satria voahantso ô ia
Hamaly ny antso!! “Injay misy feo manao hoe: Miantsoa!!!”{X2}
Na zôvy hanakana!
Na ino raha miseho fo zaho tsy hiôva!
Fa efa fagnirako hatramin’ny ela ny ho mpiandry ondrinao!!!
Izaho ef nantsoinao; hanao ny sitrakao Jesoa Tompo!
Fahasoavana avy aminao no naha toy izao ahy
Tsy kisendra……………..Fa tamy aho!!
Ref : Ilay bitsikao………….
______________________________________________________
A/C: Vnj Nestor Gabriel
“Injay misy feo manao hoe: miantsoa!” Is 40, 6.
Dévise Pére RAKOTOVAO Fabien Stéphan
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feo Vaon'ny FitiavanaVangy : 362
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tonyraywalker
Daty : 25/06/2025 09:50
