Fanompoana (Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akeza, jnkfy yudefnig akeza aro azalahy e!
No ahitako ny tegna ny fahasoavagna?
Tsy zaho, tsy zaho reka fogna no mitady ananjy
Fa mbola maro koa reo namagna
Ka dia ho fantantsena f’izany raha jiaby zany
Dia idosin' Andiamanitra hagnasoavagna
Izay tiananjy e, ka magniky (magniky ananjy aro) No mahazo ny fahasoavarny (x2)
(Tsy hivadika aimin'ny teny natao) nay aro zehe
Fa nifidy (hanompo) ny Tompo Zagnahary
Ka vavolombelon’ny teny amabaranay zehe
(fa hanompo ny tompo taraminay farany) fofon'aigna
Ino eky no tsara atao mba hazaoako hasamabaragna sy fiainana mandralizay?
Dia tiavo lzy Andriamanitra sady manompo ary koa tandremo ny didy apetrany
Mifalia mandrakariva aro ao amin'ny tompona Fa ampy azy ny tononkira.serasera.org fahasoavanao izay
tia ananiy e, nwhdlqem ka magniky (magniky ananjy aro)
No Mahazo ny fahasoavany


_________________________________________________________________________
A/C: Vnj NESTOR Gabriel

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Feo Vaon'ny Fitiavana
Hits : 643
Likes : 1 Like
Created by : tonyraywalker
Date : 24/06/2025 16:53
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5108