Tsy adino (FISINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Hira sy kalo sisa pebkjvlf ahatsiarovako ireo androntsika
mamisavisa izay miseho aho
mbola hira ihany no hamafako ilay fitiavako
izay mibahana ato am-poko

Moramora hmdkzwzx izany ho anao
nefa ny ato lgzvjmcs am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana ny fitiavako anao

Ekeko anefa fa zava-tsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
nefa moa tsy sitrakao aho

Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana ny fitiavako anao

Tsy misy hahasolo anao amin’ny fiainako
Ianao no tena andry itokian’ny fitiavako, fitiavako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FISINA
Vangy : 2994
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Daty : 31/10/2002 15:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306