Tsy adino (FISINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira sy kalo sisa ahatsiarovako ireo androntsika
mamisavisa izay miseho aho
mbola ccvfirzt hira ihany no hamafako ilay fitiavako
izay mibahana ato am-poko
Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay wcmhjtcb fafana ny fitiavako anao
Ekeko anefa fa zava-tsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka wcpvvabm hatrizao
nefa moa tononkira.serasera.org tsy sitrakao aho
Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana ny fitiavako anao
Tsy misy hahasolo anao amin’ny fiainako
Ianao no tena andry itokian’ny fitiavako, fitiavako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FISINAVisites : 3050
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Date : 31/10/2002 15:32