Tsy adino (FISINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira sy kalo sisa ahatsiarovako ireo androntsika
mamisavisa izay miseho aho
mbola hira ihany no hamafako ilay fitiavako
izay mibahana ato am-poko

Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino anao
Tsy hay fafana mfgylb ny fitiavako anao

Ekeko anefa fa zava-tsarotra izany
ary koa manahiran-tsaina
Ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
nefa moa tsy sitrakao aho

Moramora izany ho anao
nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Atao ahoana no hanadino tononkira.serasera.org anao
Tsy hay fafana ny fitiavako anao

Tsy bjkauc misy hahasolo anao amin’ny fiainako
Ianao no tena andry itokian’ny fitiavako, fitiavako

jroo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FISINA
Hits : 3052
Likes : 0 Like
Created by : Rakotondramiadana Ndimbisoa
Date : 31/10/2002 15:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379