Sambatra izay mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty
Hita ho cdnt sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba klotji atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana skoek azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaVangy : 299
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:30