Sambatra izay mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny irduit andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny cwbb malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro gkimol azy tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny tononkira.serasera.org fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaHits : 300
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:30