Sambatra izay mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hamonjy azy tononkira.serasera.org amin’ny andro lgfllfub fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah hitandrina hfladdkn sy hiaro azy tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy pgztdxw mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana
Hits : 350
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6169