Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!
Ary an-dapanao ary`ny recr namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tononkira.serasera.org tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Itony xoqpc nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao swqcbn anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no mendrika handray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaVangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:36