Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy cgdyf soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!
Ary an-dapanao ary`ny namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Itony qskavc nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao tononkira.serasera.org ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no mendrika handray
Haleloia! Haleloia! Haleloia! kwzthu Haleloia!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaVisites : 348
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:36