Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny Haleloia tononkira.serasera.org rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!
Ary an-dapanao ary`ny namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Itony nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady aho pefnkd mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! ijrh Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no mendrika handray
Haleloia! Haleloia! Haleloia! zrvtde Haleloia!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaHits : 311
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:36