Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re dazku tsy mba hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy ydqjgeg mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny cpdfs tononkira.serasera.org Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy ydqjgeg mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny cpdfs tononkira.serasera.org Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)Hits : 295
Likes : 1 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:40
